|
|
|
|

Teny iditra1  hatsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandidiana, famaranana tsy hisy romoromony; fanesorana ny tafahoatra na ny manan-tombo mba hampahitsy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 anything which has its edge or side cut regularly, such as paper, a terrace, mud walls, etc. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02