|
|
|
|

Entry1  fihaza
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  haza
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka
Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza
Explanations in French  5  [1.3#228] Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher
Examples  6  [2.996#] Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona;

Anagrams  7  fihaza, fizaha, hazafy

Updated on 2025/07/29