|
|
|
|

Entry1  fihazana
Part of speech  2  noun
Root  3  haza
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisamborana, fanenjehana, firembena
Explanations in French  5  [1.3#228] L’action de pêcher, de chasser, l’instrument, la saison de la pêche ou de la chasse
6  [1.13] chasse
Examples  7  [2.643#] koa dia midika tsotra hoe fihazana izany ny firembena.
8  [1.436#] Ary nony tamin' ny taona nanaraka dia natao didy ny fihazana azy hompian' ny vahoaka.
Proverbs  9  Proverbs containing the word fihazana

Anagrams  10  fahaizan, fihazana, fizahana, ifahazan, nifahaza

Updated on 2025/07/29