Entry | 1 fihazonana |
Root | 2 hazona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir [1.3#230] 6 patère, ancrage [1.13] |
Examples |
7 Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy.
[2.298#]
8 Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa. [2.529#] |
All compound words | 9 2 combinations of this word |
Anagrams | 10 fanohizana, 11 fihazonana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |