|
|
|
|

Entry1  fihetsehana
Part of speech  2  noun
Root  3  hetsika
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo
Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona
Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy
Explanations in French  7  [1.13] mouvement, geste
Examples  8  [2.470] Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy.

Updated on 2025/07/29