|
|
|
|

Entry1  fihetsika
Part of speech  2  noun
Root  3  hetsika
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany
Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny
Explanations in French  10  [1.13] comportement, attitude, mobilité
Examples  11  [2.445#] Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany.
12  [2.4#] Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery.
13  [1.519#] Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io;

Anagrams  14  fihetsika, fitsikeha

Updated on 2025/08/10