Entry | 1 fihetsiketsehana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hetsiketsika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana |
Explanations in French |
5 [1.13] manifestation, mouvement de revendication |
Examples |
6 [2.314#] mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro. 7 [2.470#21] Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |