Entry | 1 fiheverana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hevitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy |
Explanations in French |
5 [1.3#243] La méditation, la réflexion, la discussion |
Examples |
6 [2.285#] Ekenao ve izany fiheverana izany? 7 [2.472#] Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy. 8 [1.369#] Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho. |
Vocabulary |
9 Philosophy |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |