|
|
|
|

Teny iditra1  fihifihy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fangovitana noho ny hatsiaka, fiampifiana noho ny tahotra, fihararetana fa tandindomin-doza, fahakepahana, fangasihasiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a shudder, a tremor, a quaking, shivering, or shrinking from cold or fear. Comp. jihijihy. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19