Entry | 1 fihihirana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hihitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany voalohany tamin' ny fanadinana |
Explanations in French |
5 [1.3#246] La ténacité, la constance |
Examples |
6 [2.996#] Koa nataoko fa ilaina ny nangataka ireo rahalahy hialoha anay ho aty aminareo, mba hampamonona rahateo ny fiantrana nampanantenainareo, sady haha-tena fiantrana azy tokoa, fa tsy fihihirana. |
Anagrams | 7 fihihirana, fihirihana, hifihirana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |