Entry | 1 fihinana |
Root | 2 hinana |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [1.1] |
Examples |
5 fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony.
[2.117]
6 Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy. [2.643] 7 Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59] |
Morphology |
|
All compound words | 10 6 combinations of this word |
Anagrams | 11 fahaniƱy, 12 fihinana, 13 Ny Fanahy |
Updated on 2025/10/09 |
![]() |