|
|
|
|

Entry1  fihinina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  fihina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy
Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany
Explanations in English  9  [1.2] to be grasped, to be pressed, to be squeezed.
10  [1.7] to be grasped, to be held tight
Explanations in French  11  [1.8] qu'on tient, qu'on retient
Analogs  12  giazana
Proverbs  13  Proverbs containing the word fihinina

Anagrams  14  fihinany, fihinina, ifihinan, nafihiny, nahifiny, nifihina, nihifian

Updated on 2025/07/29