Entry | 1 fihoarana |
Root | 2 hoatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandinganana: Fihoarana tamboho Fisongonana: Nahafaly azy ny fihoarana an' ilay mpahazo voalohany isam-bolana [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de dépasser, l’endroit [1.3#256] 6 dépassement [1.13] |
Examples |
7 ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite)
[4.12]
8 Ary rehefa tafataingina teo an-tampon'ny fihoarana dia niato hitazana, fa eo no mizara ny fitazanana; [2.588#] |
All compound words | 9 fizohin-kevitra ara-pihoarana |
Quotes | 10 Texts mentioning this word |
Anagrams | 11 afahirano, 12 fahoriana, 13 fiahorana, 14 fihaorana, 15 fiharoana, 16 fihoarana, 17 firoahana, 18 ifoharana, 19 iharofana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |