Entry | 1 fihodinkodinana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hodinkodina |
Morphology |
|
Examples |
6 [fihodinkodinana] Tsy dia fanalavan-dresaka na fihodinkodinana foana tsy akory ny ohatrohatra - araka ny fisason'ny tsy mahalala. 7 [2.472] Ny hazakazaka sy ny fihodinkodinana eo am-piasana no tsy itovia na, fa raha ny vely kibay sy karavasy ary antsoantso, dia samy misy izany. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |