|
|
|
|

Teny iditra1  fihogo
Fototeny  2 hogo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitaovana misy kinifinifiny, izay matetika vita amin' ny taolana na kanikanin-kena, entina mandamaka ny volo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Mod. s. from mihogo (hogo).] A comb. See fitraboka. [1.2]
6 a comb [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 peigne [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12