|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hogo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Filamaky ny volo: Tsara hogo izany volonao izany Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara: Mahatsikaiky ny hogo volon' Ibozy Fandraotana ny tsira-kofehy hilantolanto [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 action de peigner, soit les cheveux, soit le chanvre [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21salama hogo |
| Teny iditra (2/2) | 22 hogo |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 (nom souahéli du manioc, conservé à Madagascar par les Makoa, c'est-à-dire les Africains importés comme esclaves au temps où les Arabes en faisaient la traite, 13e 17e siècles). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Tubercule comestible bien connu. Encore appelé mahogo. [1.196] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|