|
|
|
|

Entry1  fihohoka
Part of speech  2  noun
Root  3  hohoka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mihohoka, toetran' ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany no lasa ambany, na mandry ka ny kibo no atao ambany mandry, na mandohalika sy miondrika ambany dia ambany

Anagrams  5  fihohoka, hifohako, hikofoha, hohafiko, hokohafi

Updated on 2025/07/29