|
|
|
|

Entry1  fihomboana
Part of speech  2  noun
Root  3  hombo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana
Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly
Explanations in French  5  [1.13] aggravation

Updated on 2025/07/29