|
|
|
|

Teny iditra1  fihorona
Fototeny  2 horona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mihorona, mivoromborona, miforitra mihoronkorona:
5 Fihoron' ny hodi-doha [1.1]

Fivaditsoratra  fihorona, 6 firohona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17