| Entry (Teny iditra) | ![]() |
horona |
| Part of speech (Sokajin-teny) | noun (anarana) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Fanadiovana zavatra toy ny taratasy, tsi [...] ¶ Fandanonana sy fampirimana ny zavajavatr [...] ¶ Fikainkonana sy fiketronana ¶ Fambaboana fananana. [full text in Rajemisa 1985] | |
| English translation (Dikanteny anglisy) | A roll [Hallanger 1973] | |
| French translation (Dikanteny frantsay) | Rouleau [Hallanger 1974] | |
| Derivatives (Sampanteny) | ahorona, angoronana, fangorona, fangoronana, fihorona, fihoronana, horonana, horongorona, horonkorona, ihoronana, mahahorona, mangorona, mihorona, mpangorona, mpihorona, tafahorona, tangorona, voahorona | |
| Synonyms (Teny mitovy hevitra) | horonana | |
| Entry (Teny iditra) | ![]() |
horona |
| Part of speech (Sokajin-teny) | noun (anarana) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Karazan' ahitra fanao kitay, na kifafa k [...] [full text in Rajemisa 1985] | |
| Entry (Teny iditra) | ![]() |
horona |
| Part of speech (Sokajin-teny) | noun (anarana) | |
| Malagasy definition (Famaritana malagasy) | Fihazana bibidia toy ny lambo, ombimanga, ets [Bara] [Rakotosaona 1972] | |
| Updated on 2012/02/14 |
|