|
|
|
|

Teny iditra1  fihotana
Fototeny  2 hota
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitsakoana hanina, izay akana ny tsirony fotsiny fa aloa indray rahefa avy eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 mastication [1.13]
Tovy hevitra  6 fitsakoana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 afantohy, fihotana, 9 fitohana, 10 fotahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02