|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hota |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina
[Tanala]
[1.78] 4 Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 anything chewed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Bouchée de nourriture mâchée par la mère et donnée ensuite à l’enfant
[1.3#272] 7 bouchée de nourriture qu'on mâche [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 22 manapa-kota |
| Teny iditra (2/2) | 23 hota |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 (dans le Sud) Ce serait le nom d'une herbe indéterminée d'après Dandouau.
[1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 27 hato, hota, 28 taho, 29 toha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|