|
|
|
|

Entry1  fijejojejo
Part of speech  2  noun
Root  3  jejojejo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona
Explanations in French  5  [1.3#294] la légèreté

Updated on 2025/07/29