Entry | 1 fijejojejoana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 jejojejo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha |
Explanations in English |
5 [1.7] wanton or lewd conduct |
Explanations in French |
6 [1.3#294, 1.8] la dissipation 7 [1.3#294] la légèreté, la luxure |
Examples |
8 [2.996#56.004.019] ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |