|
|
|
|

Entry1  fijihinana
Part of speech  2  noun
Root  3  jihina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fidihindihinana somary mirehareha amin' ny fitafiana, fampisehoana bika amin' ny haingo anaovana

Updated on 2025/07/29