|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fikakana |
| Fototeny | 2 kaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisiana kaka; na fanasiana kaka
5 Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fikakana |
| Fototeny | 7 kaka |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody
[1.1] |
| Voambolana | 10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|