Entry | 1 fikambanana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 kambana |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety |
Explanations in English |
7 [1.7] a society, an organization |
Explanations in French |
8 [1.3#307] L’action de se réunir, de s’unir, l'union, la jonction, l'ajustement, l’association, compagnie, société, congrégation 9 [1.8, 1.13] association, organisation 10 [1.8] société, congrégation 11 [1.13] groupement |
Examples |
12 [2.332] Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. 13 [2.69] Efa hitan' ny masonareo koa ny herin' ny fikambanana. 14 [2.445] Mitondra ny anaran' ny fikambanana ihany ny faritra voavoly. 15 [2.503] Lanin' ny sainao izao ny rijan-kevitra ajoron'ny fikambanana iray! |
Analogs | 16 fianta, fimpima, fimpimi, fisamia, fram, fsm, ftpsa |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word fikambanana |
Anagrams | 18 fanakambina, fikambanana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |