|
|
|
|

Entry1  fikambanana marorantsana
Elementary words  2  fikambanana, 3  maro, 4  rantsana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  fikambanam-barotra na fanaovana taozavatra iza avy amin'ny firenena maro ny tompony ary miasa any amin'ireny firene na' ireny ny rantsany [1.13]
Explanations in French  7  société multinationale [1.13]

Updated on 2025/10/11