Entry | 1 fikaramana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 karama |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitadiavam-bola amin' ny alalan' ny asa, fiasana ho an' ny olona ka mahazo vola amin' izany |
Anagrams | 5 fanamarika, fikaramana, mifanaraka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |