Entry | 1 karama |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana [1.1] |
Explanations in English |
4 wages [1.7] |
Explanations in French |
5 salaire, traitement [1.8] |
Examples |
6 Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama.
[2.472#]
7 Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#] 8 Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#] |
Derivatives |
|
All compound words | 39 5 combinations of this word |
Analogs | 40 tamby, vava vola, vidin-katsembohana, vidin' aina, valin-kasasarana, takalom-patsa vidim-pihinanana, fihinanana, sakafo, fivelomana, kapoaka, vidin-jiro, hasin-tanana, falim-po, fankasitrahana |
Proverbs | 41 Proverbs containing that word |
Article | 42 Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 43 kamara, 44 karama, 45 makara, 46 Ramaka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |