Entry (1/2) | 1 fikasihana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 kasika |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana |
Examples |
7 [2.424#] Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany. |
Entry (2/2) | 8 fikasihana |
Part of speech | 9 noun |
Root | 10 kasika |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga |
Explanations in French |
12 [1.3#169] Fer à souder, archet de violon |
Synonyms | 13 fikasihandokanga |
Anagrams | 14 fikasihana, fikisahana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |