|
|
|
|

Teny iditra1  fikelezana aina
Singan-teny  2 fikelezana, 3 aina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Ohatra  5  Izany aloha no fantapantatra miandry ny soratra hafa izay mbola ho hita aoriana, angamba, noho ny fikelezana aina fatratra ataon' ireo Arkeologista izay mamongatra ny zavatra betsaka nilevina arivo taona maro. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12