|
|
|
|

Entry1  fikendrena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren' ny papango ny akohokely
Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany
Root  4  kendry

Updated on 2024/12/11