|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  -kendry
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe hendry
Ohatra  3  Akory ity no adala miara-monina amin-kendry! [2.69#240]
4  Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana [2.285#57]
5  kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa [2.296#36]
6  Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao [2.996#33.027.008]
Haiendriteny 
7  Tovonana :

Teny iditra (2/3)8  kendry
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 action de viser [1.3#322, 1.5]
12 dessein, propos, attention, application [1.3#322]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)26  kendry
Sokajin-teny  27  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  28 aloha [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  kendry, 29 ndreky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09