Entry | 1 fikobahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihetsiketsehana ao anaty zavatra Fampidiran-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika an' ireo vody tahombary nojinjaina ka voasoroka |
Root | 4 kobaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |