|
|
|
|

Teny iditra1  fikodedy
Fototeny  2 kodedy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo [1.1]
Tovy hevitra  5 fikodedika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12