|
|
|
|

Teny iditra1  kodedy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Miteny haingana sy miboredika; olona miteny an-kisesy ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Tovy hevitra  9 kodedika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19