|
|
|
|

Teny iditra1  fikohafana
Fototeny  2 kohaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes [1.3#347]
Ohatra  6  Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424#]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12