Entry | 1 kohaka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra |
Explanations in English |
14 [1.7] a cough |
Explanations in French |
15 [1.54, 1.8] toux |
Examples |
16 [2.424#] Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara. 17 [2.470#] Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. 18 [2.472#] Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. |
Vocabulary |
19 Health 20 Sound |
Anagrams | 21 akohak, hakako, hakaok, hokaka, kohaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |