|
|
|
|

Entry1  fikovilavila
Part of speech  2  noun
Root  3  kovilavila
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny zavatra mikovilavila, izany hoe miolikolika, tsy mandeha mahitsy fa manketsy mankeroa
Explanations in French  5  [1.3#366] La manière de se balancer.

Updated on 2025/07/29