Entry | 1 filaharana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lahatra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy |
Explanations in English |
11 [1.7] order in rank; a queue of people; a rank or a row |
Explanations in French |
12 [1.8] ordre de rang; rang, alignement 13 [1.13] rang, ordre, relation d'ordre |
Examples |
14 [2.442#] aza miala amin'ny filaharana ianao. 15 [2.503#] Ilana filaharana ve ny mividy zavatra iray? 16 [1.357#] Dia holazaina manaraka izao filaharana izao izy |
Anagrams | 17 filaharana, hilafarana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |