| Entry (1/2) | 1 filahatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.13] firarin'ny singa samihafa mamorona ny zaka iray |
| Explanations in French |
4 [1.13] texture |
| Entry (2/2) | 5 filahatra |
| Part of speech | 6 noun |
| Root | 7 lahatra |
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fomba entina milahatra, na mijoro an-kisesy manaraka tsipika mahitsy |
| Anagrams | 9 filahatra, halafatry, hilafatra |
| Updated on 2025/07/29 |
|