|
|
|
|

Entry1  filantolanto
Part of speech  2  noun
Root  3  lantolanto
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  [2.5] Ny filantolanton' ny toe-tenany tsy voatafy firy, dia toy ny haingo tsy nanam-paharoa nampidera sy nandravaka ny hakanton' ny bikany.
7  [2.529] Nitopy teny amin' i Vololona indray ny masony, fa tsy hitany ny filantolanton' ny sandriny nanampina ny masony tsy ho voan' ny hazavana;

Updated on 2025/07/29