|
|
|
|

Entry1  filatsahana
Part of speech  2  noun
Root  3  latsaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fianjerana, firotsahana: Amin' ny filatsahan' ny orana, velombolo ny zavamaniry
Fidinana: Tsy dia sarotra fa ilana fahasahiana ny filatsahana amin' ny elonaina
Firotsahana, fidirana: Filatsahana ho miaramila

Updated on 2025/07/29