|
|
|
|

Entry1  filaza
Root  2  laza
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  fomba entina milaza
azo lazaina [1.1]
Explanations in French  5  ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) [1.3#394]
Examples  6  Hatao ahoana no filaza io any an-trano? [2.117]
7  Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285]
8  Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245]
9  filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
All compound words  12  4 combinations of this word
Proverbs  13  Proverbs containing that word
Quotes  14  Texts mentioning this word

Anagrams  15 falazy, 16 filaza

Updated on 2025/10/11