Entry | 1 fileony |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 leony |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#761] mpimamo, mpidoroka |
Explanations in French |
5 [1.3#401] ivrogne |
Examples |
6 [2.996#] dia hiteny amin' ny loholona amin' ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony. |
Synonyms | 7 mpileony |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |