|
|
|
|

Teny iditra1  fimontotra
Fototeny  2 montotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona montotra, fomba entina miseho ho montotra, izany hoe sosotra ka toa mibontsin' ny hatezerana ny tarehy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 état de ce qui est saillant, manière de se fâcher [1.3#445]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12