|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 montotra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mandondona, avo kely noho ny manodidina
4 miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: 5 Asa fa montotra indray Rasoa androany 6 manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation
8 fâché, gonflé de colère [1.3#445] |
| Ohatra |
9 Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo
[2.69#]
10 Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! [2.857#] 11 Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be [2.285#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 30 montitra |
| Mpanahaka | 31 mandomba, 32 mandondona, 33 mandroso |
| Kamban-teny rehetra | 34 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|