|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 findramana |
| Fototeny | 2 indrana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fangatahana zavatr' olona mba hanaovana (ohatra akanjo) na hiasana (ohatra angady) vetivety
5 Fiangaviana olona mba hanao raharahan' ny tena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the parties of whom things are frequently borrowed, a lender.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 7 famindrana, findramana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|