|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 indrana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatr' olona ampiasain' ny tena izay haverina rehefa avy nanaovana: Lamba indrana itỳ anaovako itỳ fa very omaly ny ahy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 borrowed. It is used when the very thing borrowed is to be returned ; samborina (sambotra) being used when an equivalent is to be given back. Thus indrana would refer to a borrowed knife, etc., and samborina to money etc. [mal. Injam.]
[1.2] 5 the article to be returned 6 borrowed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ce qu'on a emprunté
8 emprunté [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 16 indramaso, 17 indrambity, 18 indrambolondoha, 19 indranorona, 20 indrantsomotra |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 22 indrana |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
24 the outer edges
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 les bords extérieurs
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 26 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 27 indrana |
| Sokajin-teny | 28 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[indraña]
29 iry
[Tambahoaka]
[1.78] 30 iry [Bezanozano] [1.78] |
| Fivaditsoratra | 31 andrina, 32 anindra, indrana, 33 Narinda, 34 Ndriana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|